|
|
|
|

Teny iditra1  diavina
Fototeny  2 dia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hilitsahina: Efa faritanin' i Toamasina izao diavintsika itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be trodden on, to be walked upon, to be measured by the foot [1.2]
6 to be trodden on, to be walked over [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Qu'on mesure par pieds: Tsy nodiavinao tsara ny tokotany (Vous n'avez pas bien mesuré par pieds l'emplacement)
8 Où l'on va, où l'on entre, qn'on parcourt: Aza diavinao ny tranoko (N'entrez pas chez moi) ~ Nodiaviny ny fanjakana manontolo (Il a parcouru tout le royaume) [1.3]
9 qu'on parcourt, où l'on va [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 adivina, 17 avadiñy, diavina, 18 divaina, 19 vidiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09