Entry | 1 diavolana |
Elementary words | 2 volana |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fahazavana avy amin' ny volana: Mahafinaritra ny diavolana mangoratsaka misy volana: Diavolana ny andro [1.1] |
Explanations in English |
5 [volana, the moon] moonlight. The former part of this word is probably from an obsolete root dia meaning brightness, purity, light. Comp. dio, zava. [Ar. Zaha, luxit splenduit; Heb. and Chal. ziv, splendour; Sansk. root div and dio, luxit, splenduit, from which is the Lat. divus and dues, as well as Jupiter (Joris), and the greek Zeus (Dios), dialos-deelos and delos, bright. Also the angels. Tiv; Goth. tius (cf. the Eng. Tuesday); Old Norweg. tyr (pl. tivar, gods), and Old German Zio is the same word] [1.2] 6 moonlight [1.7] |
Explanations in French |
7 clair de lune [1.8] |
Examples |
8 Sembanin-drahona ny fenomanana ka toa mampitamby ny diavolana
[2.470]
9 diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any [2.471] |
All compound words | 10 mitsipy sandry diavolana |
Vocabulary | 11 Astronomy |
Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
Anagrams | 13 adilovana, 14 diavolana, 15 voadilana, 16 voaladina |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |