|
|
|
|

Teny iditra1  dibera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hero-dronono namboarina manokana amin' ny fikapohana azy ka manjary mitambatra sy mivaingana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 beurre
5 dibera mitsiranoka: beurre semiliquide [1.13]
Voambolana  6  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  7 Debira, dibera

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12