|
|
|
|

Teny iditra1  didim-pitondrana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanapahana ataon' ny fahefana mpitondra ho fampanatanterahana lalàna iray [1.1]
4 didy avoakan'ny ministera na ny faritany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 arrêté [1.13]
Voambolana  6  Lalàna
Tovy hevitra  7 arete

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12