|
|
|
|

Teny iditra1  dihibridisma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fampivadiana taranaka iray sokajy nefa samy hafa karazana mba hahazoana taranaka vaovao; ohatra:
4 dokotra + gana -> sarin-dokotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 dihybridisme [1.13]
Voambolana  6  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  7 tranga roa fiavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17