| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 dimbana | 
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Tsy mitovy tantana, tsy milahatra mahitsy ka misy avo sy iva; ilazana ny tandroka izay ny iray miakatra, ny iray midina: Dimbana ny tandrok' itỳ omby itỳ Misy banga ka tsy mitovy tantana, misy nifinifiny: Dimbana ny lelan' iny antsy iny ha tsy mahadidy tsara [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 irregular formation, as the horns of cattle which grow irregularly also, in the provinces, notched, chipped, cut, defaced [1.2]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 le contraire de ce qui devrait être ; qui dépasse. [Tankarana]
 [1.19] | 
| Sampanteny | 
  | 
| Tsipelina hafa | 14limbana | 
| Tovy hevitra | 15ampelamamoly | 
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 4 amin' io teny io | 
| Tsanganana sy sary iray takila | 
17 Bikan' ny tandrok' omby | 
| Sary | 
  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |