|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dindina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny ateraky ny feo lavareny sady mikarantsana ka mbola re mangintsina ao anaty sofina na dia efa mijanona aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 same as kinkina [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 comme tintina [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  11  Feo
Tsipelina hafa  12 gingina, kinkina, tintina

Teny iditra (2/2)13  dindina
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  15 très solide. [Tankarana] [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19