|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 dingadingana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 a kind of fish (Prov.)
[1.2] 4 sea cucumber, trepang [3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 nom d'un poisson de mer ; sorte d'oursin, holothurie (...chinodermes).
[Tankarana]
[1.19] 6 concombre de mer, holothurie, trépang [3.1] |
| Voambolana | 7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 dingadingana |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Karazan-javamaniry (Psiadia dodonaefolia)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 a shrub, the leaves of which are used for annealing new water-pitchers; the latter are heated and then rubbed with the leaves. The leaves are also used for condyloma; the sihanaka use them for scabies. Psiadia dodonaefolia, St.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 arbuste, Psiadia dodonaefolia, St.
[1.3] 14 (de dingana : action d'enjamber, de sauter par dessus un obstacle, d'empiéter sur autre chose). Nom donné à diverses plantes réputées envahissantes Principalement : 15 Psiadia altissima (DC.) Drake (Asteraceae). Voir dingadinga [Merina, Bezanozano, Betsimisaraka, Tanala] 16 Dombeya linearifolia Hochr. (Malvaceae). [Tankarana] [1.196] |
| Ohatra |
17 Ny dingadingana namoa tsy an-dravina ny hazotokana namoa tsy am-bony ary ny paiso nandika taona ka nahoana re no nanjary niova toy izany izy, razoky?
[2.131#418]
18 Vinitra ery izy nidina ny fasana, nosavasavainy maika toa nampitahotra azy ireo vero sy dingadingana milobolobo ary nirintona nanitsy ny tranony, tsy vonona hanohy lalao intsony. [2.470#30] |
| Voambolana | 19 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Kamban-teny rehetra | 20 dingadingambazaha |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|