|
|
|
|

Teny iditra1 dinganina
Fototeny  2dingana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Itana, vikinina: Dingano io tatatra io raha te ho tonga erỳ atsimo erỳ ianao
Hadino, avala: Nodinganiny ny andininy fahatelo tamin' ilay hira [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be stepped over, to be jumped over, as a log or a ditch [1.2]
6 to be stepped over; to be skipped, to be omitted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on enjambe; qu'on omet [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 dinganina, 13 dinginana, 14 diningana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07