|
|
|
|

Teny iditra1  dinidiniho
Fototeny  2 dinidinika
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana dinidinihina [Fitanisana]
Ohatra  4  Koa aza bantiana avy hatrany ny anganoko, fa mba dinidiniho sy tsakotsakoy ihany. [2.5]
5  Izay àry no antony namoriana anareo, koa dia dinidiniho sy fakafakao ary tsakotsakoy any an-tranonareo any avy izany. [2.528]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10