|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dinihina |
| Fototeny | 2 dinika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fakafakaina, alaina ambony alaina ambany: Tokony hodinihina tsara izany raharaha izany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be examined into, to be talked over minutely, to be admonished
[1.2] 6 to be closely examined [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on rumine, qu'on examine: Tokony ho hodinihinao tsara izany (Vous devez bien examiner cela)
[1.3] 8 qu'on examine de près [1.8] |
| Ohatra |
9 Maika loatra izany fa tsy maintsy dinihina tsara.
[2.332#]
10 Iza no mahazo tombony amin' ny inona, raha dinihina? [1.369#] 11 Matetika moa ny zavatra tsy hita raha tsy efa dinihina ela. [2.643#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 mateza dinihina |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|