|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 diridiry |
| Fototeny | 2 diry |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza: fihenjanana tsy mety milefitra
5 ny maso mivandraka sy misokatra be 6 fihenahenana na kiry tafahoatra izay manjary avona sy fireharehana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 tenseness, tension. See dibadiba
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Tension, raideur, ballonnement, gonflement, se dit aussi des yeux gros
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 15 dibadiba |
| Fivaditsoratra | diridiry, 16 ridiridy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|