|
|
|
|

Teny iditra1  diso hevitra
Singan-teny  2 diso, 3 hevitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manam-pisainana na fihevitra manalavitra ny tokony ho izy na ny marina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12