|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  diva
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3 (fototeny tsy miasa irery) [1.10]
[1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 sur le point de [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)16  divà
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Seza lava-lava misarina fandriana azo itsorana [1.1]
Voambolana  19  Toe-karena: ao an-trano

Fivaditsoratra  20 davy, diva, divà, 21 vady

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21