|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 divay |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavapisotro vita amin' ny ranomboaloboka navela hiketriketrika; misy alkaola eo amin' ny 11-12° eo ho eo ny divay ka mahamamo sy manimba raha sotroina betsaka; mety hahasalama kosa izy raha sotroina amin' ny fotoanan' ny sakafo ka tsy mihoatra ny androatokon' ny litatra amin' ny sakafo mandritra ny andro
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 wine
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 vin
[1.8] |
| Ohatra |
6 Omeo divay izahay!
[2.285#]
7 Namboly sy niompy koa izy ka sady nanao divay sy toaka no namboatra fromazy. [2.113#] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: hanina |
| Kamban-teny rehetra | 9 manditsa-divay |
| Lahatsoratra | 10 Randzavola: divay ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 11 divay |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Karazan-kazo salasala
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 Ketmie oseille
[1.1] 15 (du français « du vin »). 16 Hibiscus sabdariffa L. (Malvaceae). [Sakalava] 17 Vitis microdiptera Baker (Vitaceae) (voir famakientana). [Betsimisaraka, Bezanozano, Tanala] [1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|