|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  doba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Bota be sy botrefona (mitovy hevitra amin' ny Dobarabe, saingy miborabora malemilemy) [1.1]
4 sakafo masaka potsehina halemy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 purée [1.13]
Voambolana  6  Toe-karena: hanina

Teny iditra (2/2)7  doba
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 tabataba [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  10 dobaky

Fivaditsoratra  11 bado, 12 boda, 13 dabo, doba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12