|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dobaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Misafoaka noho ny hatezerana fa tsy mahatsindry fo
4 Ngeza sy vaventy ary makadiry [1.1]

Teny iditra (2/2)5  dobaka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 paraky [Taisaka, Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  8 bodaka, 9 dabòka, daboka, dobaka, 10 kaboda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27