|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dohaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mpirehaka, mpirehareha ho manao izao sy izao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 prodigue par vanité, hâbleur, charlatan [1.3#111]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)16  doka
Sokajin-teny  17  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  18 Enti-milaza feo mangoboka sy mitrena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 éclat d'une voix forte, sourde, braillarde, son des bourdons, des timbres, des grandes horloges ; rauque, cassé [1.3#112]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  26  Feo
Kamban-teny rehetra  27 bedohaka

Fivaditsoratra  dohàka, dohaka, 28 hodaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27