|
|
|
|

Teny iditra1 dokafana
Fototeny  2doka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hindrahindraina amin' ny fiderana; roboana: Nodokafany loatra ny zanany ka nanjary mpiavonavona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be praised, to be flattered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on flatte, qu'on loue [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 dakofana, 13 dokafana, 14 fanadoka, 15 fandoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02