|
|
|
|

Teny iditra1  dongom-pasika
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 tangongom-pasika miendrika havoana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 dune [1.13]
Voambolana  5  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  6 bongom-pasika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19