|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 donto |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy mandre tsara fa marenindrenina: Donto mihitsy ny sofin' io zaza io: intelo izy no antsoina vao mahare
4 Dombo ny lelany na bontolo ny lohany: Dontoity itỳ fandraka itỳ 5 Tsy moramandray fampianarana: Donto velona izany raha zaza: telo volana vao mahay abidy 6 Enti-milaza ny vilany izay maharitra elaela vao tanteraky ny hafanana: Ario any io vilany io fa donto izaitsizy: adiny iray vao mahamasa-bary [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 stupid
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 stupide
[1.3#115, 1.8] 9 sourd, émoussé, obstiné, têtu, abruti, endurci, déterminé, hardi [1.3#115] |
| Ohatra |
10 Rotsiako mangina ny foko efa donto, ary safosafoiko ny masoko bongo!
[1.241]
11 Lasa donto sy hena velona ny tena ka tsy tsaroana intsony na fanenony na kaikiny. [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|