|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dovidovy
Fototeny  2 dovy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Botabota, dontodonto na bozenizeny sy fonetana; mikirikiry foana na mpanao valy vilana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 short, shortish, dwarfish [1.2]
Tovy hevitra  6 dovy

Teny iditra (2/2)7  dovidovy
Fototeny  8 dovy
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 obstination [1.3]
Voambolana  11  Ontam-po
Tovy hevitra  12 dovy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19