|
|
|
|

Teny iditra1  dridrodridro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Feon-javatra midilotra; feon-javatra roa mifampikasokasoka ka mikiririoka na mampangintsina any an-tsofina any. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a squeaking sound [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 grincement, craquement, cris des rats [1.3]
6 grincement ; cri des rats [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  12  Feo
Tovy hevitra  13 dridroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19