|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  E  ~  e    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra fahefatra ary zanatsoratra na zanapeo faharoa amin'ny abidy malagasy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the fourth letter of the Malagasy Alphabet. It is pronounced as the English ay in bay. It always takes the accent in a root word. It undergoes no change in combination with prefixes. In many passive verbs from roots ending in y, the y is changed to e, as: vonjy, vonjena; tery, terena, etc. akeky, for akaiky; maneky for manaiky; fanekena, for fanaikena. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 La quatrième lettre et deuxième voyelle de
6 l'alphabet malgache.
7 Il se prononce comme é; il n'est jamais muet:
8 Tefena prononcez Téféna. [1.3]
Mpanahaka  9  abidy
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny abidia
Lahatsoratra  11 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/7)12  e
Sokajin-teny  13  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14 Entina miantso, ka atao: Eo alohan'ny anaran'ny olona itenana:
15 E! ry razana ato ambany rangolahy!
16 Eo aorian'ny anaran'olona antsoina tsy dia hajaina loatra:
17 Ketaka e!
18 Entina manamafy fa manaiky:
19 Azonao ve izany? Azoko e! /
20 Eny e! tsy azoko tsinontsinona ny toro-hevitrao! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 Ô! eh! eh bien! vraiment!
22 1. Précède les invocations:
23 E Andriamanitra. Ô Dieu.
24 2. Ee. Non.
25 Vitanao va ilay asa? -- Ee. Avez-vous fini le travail? -- Non.
26 3. E. Oui.
27 Mandehàna ankehitriny izao, anaka. -- E. Partez maintenant, mon enfant. -- Je pars.
28 4. E! pour huer après une inconvenance.
29 E! io ilay ratsy vintana! Oh! voilà le vilain!
30 5. S'ajoute aux invocations, aux appels, aux interrogations, aux chants,
31 aux salutations, et sert souvent à donner plus d'expression ou de
32 force au terme pécédent, ou à la voix;
33 Ketaka e. Eh! fillette.
34 Eny e. Eh bien, oui; oui, vraiment. [1.3]
35 particules usitées dans les phrases interrogatives ou impératives [Taisaka] [1.82]
36 exclamation d'étonnement; interjection d'appel [Taisaka] [1.82]
37 Hé! Hein!
38 1. Ohé! Sert à appeler (en s'adressant à un enfant).
39 Ikoto e! Ohé! Koto! (cf. a, ô).
40 2. Interjection de renforcement.
41 Veloma tompoko. Amin'ny manaraka indray indray e!
42 Au revoir Monsieur. À la prochaine!
43 Ireto ve adala e! Eh! vous êtes fou! [1.5]
44 1. Vocatif: eh, ô (employé dans un discours ou dans un chant pour
45 renforcer la phrase ou lorsqu'on s'adresse à quelqu'un;
46 employé dans les invocations).
47 Misaotra, e zoke, "Je te remercie, ô aîné".
48 Mba araninao e ny zaza, Rasirôva, "Mais berce donc l'enfant, Rasirôva". [Tanala]
49 2. En fin de phrase, renforce le sens de la phrase.
50 Aza kay i endriny e, "Mais où est donc passée sa mère".
51 3. Sert à marquer la désapprobation, la déception, le dégoût:
52 oh! ce n'est pas vrai! [1.6]
Ohatra  53  Rasao velona é!Teteho hoatry ny voananana é! Tapatapaho avalanao rano é! Doroy ny afon’ anjavidy é! [2.587#107]
Kamban-teny rehetra  54  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/7)55  e
Sokajin-teny  56  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  57 eny [Taisaka, Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  58 oui [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (4/7)59  e
Sokajin-teny  60  mpanoritra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  61 ny: Indro e volanao [Bara] [1.78]
Kamban-teny rehetra  62  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (5/7)63  e
Sokajin-teny  64  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  65 any: Mitoboky e Sale [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  66 pour eo, ici, devant les noms de lieux: Mandeha Emanambondro izy (il va à Manambondro) [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (6/7)67  e    
Sokajin-teny  68  mpampitohy [Fitanisana]

Teny iditra (7/7)69  e    
Sokajin-teny  70  anarana (eva)
Fanazavàna teny anglisy  71 Euler number [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  72 nombre d'Euler; constante de Néper [3.1]
Voambolana  73  Matematika: alijebra
Kamban-teny rehetra  74 e toraka x

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20