|
|
|
|

Teny iditra1  edede
Fototeny  2 ede
Sokajin-teny  3  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina manakora ny olona mampiseho toetra na fihetsika tsy fanao ampahibemaso: Edede! olona tsisy varany izany marina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 terme pour huer à la vue de quelque inconvenance [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  20 ede

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19