|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  edena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 toerana mahafinaritra izaitsizy honenana; paradisa na paradizy [1.1]
Voambolana  4  Fivavahana

Teny iditra (2/2)5  Edena
Sokajin-teny  6  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  7 Eden [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  8 Éden [2.996]
Voambolana  9  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  10 Toko sy andininy momba Edena

Fivaditsoratra  11 aende, Edena, edena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27