|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 efa-joro |
| Singan-teny | 2 efatra, 3 zoro |
| Sokajin-teny | 4 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 square, a square
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 carré
[1.3#875, 1.8] 7 qui a quatre angles, rectangulaire [1.3#875] 8 un carré [1.8] [efajoro] 9 quadrangulaire [1.13] |
| Ohatra |
10 Teo anilany nisy karazan-tilikambo efajoro avobe izay nifarana tamin' ny sarina lohan'omby nipetaka tamin' ny lafiny efatra.
[2.356#]
11 Tsihy madinika amam-polony, efajoro sahabo ho iray zehy no fatao lafika ambony lasitra, ary tena anton-draharaham-behivavy mihitsy ny fandrariana sy ny fanadiovana ireny. [2.470#] |
| Voambolana | 12 Matematika: rafitsary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|