|
|
|
|

Teny iditra1  efi-trano
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3 a room in a house [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4 une chambre à la maison [1.8]
Ohatra  5  efitrano tsotsotra ny lakilasy. [2.117#]
6  Nahantona eran' ny efitrano rehetra izany. [2.472#]
7  Ary iza àry no hianatra ao amin' io efitrano vaovao io? [2.117#]
8  Novahany ilay efitrano rjiisy an'i Dolfa sy i Voahirana. [2.895#]
Kamban-teny rehetra  9 fianarana mampihaingo efitrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09