|
|
|
|

Teny iditra1  eko
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 sy, ary: Ny raha soa tsa tamate-mate eko ny ratsy tsa alevem-beloña (Ny zavatra soa tsy azo tahirizim-paty ary ny ratsy tsy alevim-belona) [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  eko, 4 keo, 5 koe, 6 oke

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17