|
|
|
|

Teny iditra1  ekoatorianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena tompon-tany any amin' i Ekoatera (Amerika atsimo): Ny fambolena kakao no voaloham-bokatry ny Ekoatorianina
4 Momba an' i Ekoatera, an' i Ekoatera na avy any Ekoatera: Ny mponina ekoatorianina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 Ecuadorian, Ecuadoran [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 équatorien, équatorienne [3.1]
Voambolana  7  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  8  ekoatera, 9  ekoatera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02