|
|
|
|

Teny iditra1  eladrano
Singan-teny  2 elaka, 3 rano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavatra mielakelaka mamirapiratra hita any anaty tany ka anaovana karazan-javatra maro sarobidy [1.1]
6 karazana mpanefitr'aratra voajanahary, karazana mineraly marefo, azo tsifahina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  [ela-drano] 7 mica [1.3]
8 mica [1.13]
Voambolana  9  Haibolantany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12