|
|
|
|

Teny iditra1  elanelanina
Fototeny  2 elanelana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy...eny anelanelany: Elanelanin' ny paiso ny pibasy any amin' ny tanim-boankazonay
5 Akana mpanelanelana, mpitsara: Noelanelanin-dRakoto ny adin-dRavao sy Ramavo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be divided or spaced out by something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on divise ou espace en intercalant [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 anelanelany, elanelanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12