|
|
|
|

Teny iditra1  elanelan-tsandan-tsindry
Singan-teny  2 elanelana, 3 sanda, 4 tsindry
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 refintsindry azo avy amin'ny fampifanalana ny tsindry ambany sy ambony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 différence de pression [1.13]
Voambolana  8  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12