|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 elo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra vita amin' ny lamba ho aro amin' ny hainandro na ny ranonorana: Velaro haingana ny elo fa avy ny orana
[1.1] 4 trano heva [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a parasol or umbrella
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 parasol, parapluie
[1.8] 7 petit hangar, chalet; parapluie [1.13] |
| Ohatra |
8 elo manga miofon'andro ambony loha;
[1.257]
9 Nijanona teroa Mangabe izy, dia novelariny ny elo mena. [2.508] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 32 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 33 elo |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
35 fialonana
[Taimoro]
[1.78] |
| Voambolana | 36 Ontam-po |
| Teny iditra (3/4) | 37 elo |
| Sokajin-teny | 38 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
39 aretina
[Taisaka]
[1.78] 40 aretina: Tañala hafa no mañelo andoha ka i Boto ñ'mifehy loha (Tanala hafa no marary an-doha ka i Boto no mifehy loha) [Tanala] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
41 maladie (en général)
[Taisaka]
[1.82] |
| Voambolana | 42 Fahasalamana |
| Teny iditra (4/4) | 43 elo |
| Sokajin-teny | 44 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
45 fanahy
[Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | elo, 46 leo, 47 ole |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|