|
|
|
|

Teny iditra1  emirnense    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Anthospermum emirnense  4 alaivana, 5 alamiainga, 6 alamienga, 7 hasinorana, 8 hazonorana, 9 kijanombazimba, 10 kisanga
Clerodendrum emirnense  11 lahiroa, 12 lahirona, 13 lahiroy, 14 sasandroy, 15 tainkohaky, 16 tanikiaky, 17 tsinkoaky, 18 varikitia, 19 varikitra
Clerodendrum emirnense var. diffusum  20 leha, 21 lehana
Exacum emirnense  22 maitsoririnina, 23 mangavelona, 24 tamborilahy
Helichrysum emirnense  25 tsantsambaitra, 26 tsatsambahitra
Linum emirnense  27 laingoakalana, 28 laingokalana, 29 lengoakalana, 30 masoanankorondahy, 31 masonankorondahy
Piper emirnense  32 laingontohatra, 33 laingotohatra
Vaccinium emirnense  34 lamoty, 35 voandamoty, 36 voantsikitra, 37 voaramontsina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04