|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 endasina |
| Fototeny | 2 endy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to be fried
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qu'on fait frire
[1.3#125, 1.8] 6 qu'on rôtit, qu'on grille, qu'on torréfie [1.3#125] |
| Ohatra |
7 Raha endasina aho dia azo anaovana kafe.
[2.117]
8 Lasa izahay ankizy mankeny Ambohbary mianika rotra, manintsana voangory be avy teny amin' ny sampana izay entina endasina hihinanam-bary. [2.356] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 13 endazina |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|