|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ento
Fototeny  2 tondra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana entina [Fitanisana]
Ohatra  4  ento atỳ ny solomasoko [1.1]
5  Ary ento eto anatrehako i Kelimalaza lahy sy i Kelimalaza vavy.
ento koa i Manjakatsiroa fa ho avy ity ny tsy azo ihodivirana ka hanalan' Andriamanitra ahy.
--Aoka aloha, ny Andriana...
-- Tsia. ento ireo, lehiroa.
[2.528#21]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)7  ento
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 Rauvolfia confertiflora Pichon (Apocynaceae).
10 Arbuste très commun dans le Sud, très amer dans toutes ses parties et violemment toxique.
11 On en prépare surtout des appâts empoisonnés pour supprimer les chiens quand ils deviennent très nombreux.
12 L'écorce et les racines sont depuis quelques années, l'objet d'exportations vers l'Europe pour l'extraction de leurs alcaloïdes.
13 Sur les alcaloïdes de cette espèce voir A. Bonati et coll. La Chemica et l'Industria (Milano) 53 : 1042 (1971), 54 : 618 (1972) et Fitoterapia 43 : 67 (1972). [Tandroy] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  ento, 16 teno, 17 tone

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17