Entry (1/2) | 1 entre
![]() |
Part of speech | 2 preposition [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 anelakelany [1.3.mg#122] 4 anelanelana [1.4.mg#309, 1.5.mg#365] 5 anelanelaka, ampovoany hatrany ... ka hatrany [1.4.mg#309] 6 ao anelanelan', ao ampovoan' [1.9.mg#142] |
Examples |
7 Il y a un arbre entre les deux maisons (Misy hazo anelanelana ny trano roa)
[1.4.mg#309]
8 Il se jetta entre ces deux hommes qui se battaient (Nilatsaka tao ampovoan' ireo olona roa lahy niady ireo izy) [1.4.mg#309] 9 Venez entre deux et cinq heures (Tongava ao anelanelan' ny ora roa sy ny dimy) [1.4.mg#309] 10 Le gris est entre le blanc et le noir (Ny volombatolalaka dia anelanelan' ny fotsy sy ny mainty) [1.4.mg#309] 11 Tamatave est entre Andevorante et Foulepointe (Toamasina dia ao anelanelan' Andevoranto sy Mahavelona) [1.4.mg#309] 12 entre Tananarive et Tamatave il y a plus de deux cents kilomètres (Hatrany Antananarivo ka hatrany Toamasina misy kilometatra roan-jato mahery) [1.4.mg#309] |
Entry (2/2) | 13 entre
![]() |
Part of speech | 14 morphological form of entrer |
Explanations in Malagasy |
15 miditra : J'entre dans la maison (Miditra ao an-trano aho) ~ Il entre dans la maison (Miditra ao an-trano izy) midira : Entre dans la maison (Midira ao an-trano) [3.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |