Entry (Teny iditra) Eopa
Part of speech (Sokajin-teny)   proper name (geography) (anaran-tsamirery (jeôgrafia))
Malagasy definition (Famaritana malagasy)   Iray amin'ireo fizaràna dimy eto amin'izao tontolo izao, voafaritry ny Oseana Arktika sy Atlantika; ny ranomasina Meditaranea, ny ranomasina Mainty, ny tendrombohitr'i Caucases, ny ranomasina Kaspiena sy ny tendrombohitr'i Oural [SLP 1986]
French translation (Dikanteny frantsay)   Europe [SLP 1986]
Vocabulary (Voambolana)  

Updated on 2009/09/09
A form to send us your comments