|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ero
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 harina [Mahafaly] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4 charbon [1.78]

Teny iditra (2/3)5  ero
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 (hero) fanendasana, endy [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  8 action de griller [Taisaka] [1.82]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (3/3)10  ero
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 rihitra maimbo sady maloto [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  ero, 13 ore, 14 Reo, reo, 15 roe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27