|
|
|
|

Teny iditra1  eseka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [fr. échec] Kilalaon-tsaina misy efitrefitra 64 ka ny 32 (16 avy ny an-daniny sy ny an-kilany) no andaharana vato 6 karazana, ny roa voalohany amin' ireo dia ny mpanjakalahy sy ny mpanjakavavy. Samy manana ny fandehany avy ireo vato ireo ka mifampihinana; rahefa ny mpanjakalahy no lany dia izay no faharesena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 chess [3.1]
5 échec [3.1]
Voambolana  6  Kilalao

Fivaditsoratra  7 akese, eseka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12