|
|
|
|

Entry (1/2)1  esikesika
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Relative verbs :
5  Names :
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Famindra miadana tsy manano sarotra noho ny hatavezana sy ny hasemporana vokatr' izany.

Entry (2/2)7  esikesika
Part of speech  8  adjective
Explanations in Malagasy  9  [1.1] [Betsileo] Enti-milaza omby sady be vatana no matavy

Updated on 2025/07/29