|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 esorina |
| Fototeny | 2 esotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Alana amin' ny toerana misy azy: Esory itỳ vatankazo itỳ fa manakan-dalana
5 Ahana, alana: Roanjato no nesoriny tamin' ny karamako 6 Roahina, alana amin' ny raharaha: Nesorin' ny fanjakana ilay ben' ny tanana tatsy ananona fa nanodinkodina volam-bahoaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be removed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on enlève, qu'on ôte
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 heba esorin-teboka |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 anesory, esorina, 16 Renisoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|