|
|
|
|

Teny iditra1  etaketaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Rehareha, rehaka, hakevohana aseho amin' ny fihetsika toa miedinedina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 fierté , arrogance, ostentation, parade [1.3#131]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  12  Ontam-po
Mpanahaka  13  edinedina, 14  sitisity, 15  tikintikina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19