Entry | 1 evanjelista |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [fr. évangéliste] Anarana nomena azy efa-dahy nanoratra ny Evanjely na ny Filazantsara, dia i Matio, Marka, Lioka ary Joany [1.1#190] |
Explanations in French |
4 évangéliste [1.3#133] |
Examples |
5 Andriamiraho, Evanjelista kosa no nitarika ny resaka;
[2.649#]
6 Tonga tany Ambohibary Ray ny mpivavaka notarihin' ny evanjelista. [2.270#] 7 Johnson mianakavy ary Ingahy Rajaobelina Evanjelista, mbamin'izay rehetra míandany aminy. [2.588#] |
Vocabulary | 8 Religion and Liturgy |
Analogs | 9 evanjelisitra, evanjelistra |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |