|
|
|
|

Teny iditra1  Evanjely
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana ilazana ireo boky efatra nosoratan' i
4 Matio,
5 Marka,
6 Lioka ary
7 Joany
8 (na Jaona) mitantara ny fiainan' i Kristy no sady mirakitra ny fampianarany
9 Ny fampianaran' i Kristy: Io Misionera io no nitory ny evanjely voalohany teto amintsika [1.1]
Ohatra  10  Vita ny vakiteny ny evanjely, dia niteny i Mompera! [2.270#]
11  Fa omena azy ny toerana sahaza azy ao amin' ny evanjely, ao amin' ny toerana nametrahan' i Jesoa Kritsy an' i Lazara, ilay vehivavy samaritana ary ny mpiandry ondry tany Bethlehema. [1.369#]
Voambolana  12  Soratra Masina
Tsipelina hafa  13 evanjily, evanjily
Mpanahaka  14  filazantsara, 15  vaovaomahafaly
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  16 Toko sy andininy momba Evanjely

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17