|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 evohana |
| Fototeny | 2 evoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny olona marary asaina manao evoka: Evohy ireo zazakely voan' ny bonibony ireo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be given a steam bath or inhalation
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on fait prendre un bain de vapeur
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | evohana, 12 hena vao, 13 voahena, 14 voaneha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|