|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ezinezina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza toerana avo; zava-mianjera mampihovotrovotra; asa na teny mahatalanjona eo imason' ny olona maro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 tout ce qui est grand, collossal, comme un palais, un arbre géant [1.3]

Teny iditra (2/2)5  ezinezina
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7 bruit, son retentissant et prolongé, explosion bruyante [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  16  Feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19