|
|
|
|

Teny iditra1  fafy katrana
Singan-teny  2 fafy, 3 katrana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza ny voam-bary afafy amin' izao fa tsy mba nalona mialoha; fomba famafazana vary atao matevina, izany hoe betsaka no indray atsipy, satria noho izy tsy vaky vazana dia mety tsy hitsimoka daholo [1.1]
6 fomba famafazana voa tsy nampitsiriana mialoha
7 fafy gaboraraka [1.13]
8 méthode d'ensemencement de graine sans germination préalable
9 dilapidation [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  10 sowing dry or unmoistened rice, in opposition to the usual mode of first soaking it until germination [vaky vazana] has commenced. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 riz qu’on sème sans le faire germer préalablement dans l’eau [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11