|
|
|
|

Teny iditra1  fafy rano
Singan-teny  2 fafy, 3 rano
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [fafirano] 5 tsodrano [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka, Tanala] [1.78]
[fafirano] 6 Tsodrano [1.1]
7 Famafazana amin' ny olona rano tsotra mba hatao tsodrano [1.1]
Tovy hevitra  8 fafy ra

Fivaditsoratra  9 fafirano, fafy rano, 10 fiforana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12